Entry | 1 tafiotra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Meteorology |
Explanations in Malagasy |
4 Rivotra mahery [1.1] |
Examples |
5 tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray. [2.5#] 6 Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo. [2.445#] |
Hyperonym |
|
Anagrams | 7 afotitra, fitataro, tafiotra |
Updated on 2023/03/19 |