|
|
|
|

Entry1  sikilaonina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza
Vocabulary  4  Meteorology

Anagrams  5  nosinilakay, sikilaonina

Updated on 2025/04/25