Entry rambondanitra
Elementary words rambo ; lanitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1]
Explanations in English [ rambin-danitra ] A water-spout [1.2]
 [ rambin-danitra ] A waterspout, the funnel of a tornado [1.7]
Explanations in French [ rambin-danitra ] Trombe [1.8]
Vocabulary 
Hyperonym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona
Analogs  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona
Proverbs 

Updated on 2023/06/11