Entry raorao (rao)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1]
Explanations in English Roughness [1.2, 1.7]
Explanations in French Rugosité [1.8]
Examples 
1Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346]
2Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry raorao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [1.1]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrams 

Updated on 2023/03/19