Entry | añintafara | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa nt' andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1] | |
[Tambahoaka] Rivotra mahery [1.78] | ||
Vocabulary | Meteorology | |
Hyperonym | ||
Co-hyponyms | ||
Anagrams | añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana |
Updated on 2023/03/19 |
![]() |