Entry | tafio-drivotra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Karazan-drivodoza [1.1] | |
Explanations in English | A high wind, a hurricane [1.7] | |
Explanations in French | Grand vent, cyclone [1.8] | |
Examples | Maizina dia maizina ny alina tamin'izay, fa nifofofofo ny tafiodrivotra
[2.324] | |
Vocabulary | Meteorology | |
Elementary words | tafioka ; rivotra | |
Hyperonym | ||
Co-hyponyms | ||
Articles | Randzavola: tafio-drivotra ao amin' ny Baiboly | |
Updated on 2023/04/16 |
![]() |