Entry (1/2) | 1 antra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy [1.1] |
Explanations in English | 4 compassionate, feeling pity [1.7] |
Explanations in French | 5 humain [1.66.fr#494]6 compatissant, charitable [1.3, 1.8] |
Examples |
7 antra olona izy [1.3] 8 Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4] 9 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 antra |
Part of speech | 16 noun |
Vocabulary |
17 Emotions |
Explanations in Malagasy | 18 Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny [1.1] |
Explanations in English | 19 pity, compassion, tenderness, charity. [1.2] |
Anagrams | 20 antra, ranta |
Updated on 2023/02/17 |