Entry |
ato
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Etsy [1.78]
|
| Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [1.1]
|
Explanations in English | Here close at hand (not in sight); see mankàto [1.7]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Là (près) [1.82]
|
| Ici tout près, pas visible [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy ato izy, hoy i Dada.
[2.472]
|
2 | Nofongorako hiala ato am-poko!
[2.499]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
ato |
Past : |
tato |
Future : |
ato |
|
Analogs |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Entry |
ato
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fiatoana [1.1]
|
Explanations in French | Action de s'arrêter [1.3, 1.5]
|
| Action de s'interrompre [1.3]
|
Derivatives |
|