|
|
|
|

Entry (1/3)1  erỳ
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo)
4  Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  5  there quite far away (in sight) [1.7]
Explanations in French  6  là-bas assez loin, visible [1.8]
Examples  7  ery no fanasanay lamba. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
Analogs  12  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Compound words 
Tables and plates  16  All the adverbs

Entry (2/3)17  ery
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1]
Explanations in French  20  l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129]
Derivatives 
21  Active verbs :
22  Passive verbs :
23  Relative verbs :
24  Names :

Entry (3/3)25  erỳ
Part of speech  26  adjective
Explanations in Malagasy  27  Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1]

Anagrams  28  ery, erỳ, rey, rie, ery, erỳ, rey, rie

Updated on 2023/12/20