|
|
|
|

Entry (1/3)1  etỳ
Part of speech  2  adverb
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
5  Adverbs :
Explanations in Malagasy  6  Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
7  Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  8  here fairly close (in sight) [1.7]
Explanations in French  9  ici assez près, visible [1.8]
Examples  10  Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
11  Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
12  Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Tables and plates  18  All the adverbs

Entry (2/3)19  ety
Part of speech  20  Unspecified
Derivatives 
21  Names :
22  Adjectives :
Explanations in English  23  primitive root of MEty [1.2#812]
Explanations in French  24  racine de MEty [1.3#131]

Entry (3/3)25  ety
Part of speech  26  adjective
Derivatives 
27  Active verbs :
28  Passive verbs :
29  Relative verbs :
30  Names :
Explanations in Malagasy  31  Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
32  Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
33  Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
Explanations in English  34  narrow, close [1.7]
Explanations in French  35  étroit, serré [1.8]
Compound words 

Anagrams  37  ety, etỳ, ety, etỳ

Updated on 2023/10/28