|
|
|
|

Entry 1  aato
Root  2 ato
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1]
Examples  9  haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27]
Synonyms  10 atoina

Anagrams  aato, 11 aota, 12 atao, 13 Atoa, atoa

Updated on 2026/08/13