|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mankatò
Root  2 to
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
9 Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1]
Explanations in French  10 accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [1.3]
Examples  11  Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [2.4#20]
12  Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472#71]

Entry (2/2) 13  mankato
Root  14 ato
Part of speech  15  active verb
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Explanations in French  19 aller à, conduire à [1.3]

Anagrams  mankatò, mankato, 20 montaka

Updated on 2026/08/15