Entry |
eny
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
|
Explanations in English | There, not too far away (in sight); [1.7]
|
Explanations in French | [Taisaka]
[ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
|
| Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
|
Examples | Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy.
[2.4]
|
Morphology |
Present : |
eny |
Past : |
teny |
|
Derivatives |
Analogs |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Entry |
eny
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
|
Explanations in English | Yes [1.7]
|
Explanations in French | Oui [1.8]
|
Examples | Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano.
[2.5]
|
Synonyms | ~ ~ |
|
Entry |
eñy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Fijanonana [1.78]
|
Derivatives |
|
Entry |
eny
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | [Taisaka]
Six [1.82]
|
|
Entry |
eny
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina]
(de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné).
Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en
Imerina.
On en amenait le bois de fort loin.
[1.196]
|
Vocabulary |
|