|
|
|
|

Entry1  eroa
Part of speech  2  adverb
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  ary [Bara] [1.78]
6  Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  7  there far away (in sight) [1.7]
Explanations in French  8  là bien loin, visible [1.8]
Examples  9  Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324]
10  Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
Compound words 
Tables and plates  15  All the adverbs

Anagrams  16  aore, -areo, erao, eroa, orea

Updated on 2023/08/03