Entry | mitondra (tondra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy? Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To carry; to take away [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Porter; enlever; conduire; gouverner [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitondra | ||||||||
Entry | mitondrà (tondra) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mitondra | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mandotry, mitandro, mitondra, tandrimo |
Updated on 2023/05/23 |