Entry mibaby (baby)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina [1.1]
Explanations in English To carry on the back [1.2, 1.7]
Explanations in French Porter sur le dos [1.3, 1.8]
 Figuré: supporter, endurer [1.3]
Examples 
1Ary tonga Rasoa mibaby andRafely. [2.59]
2Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos) [1.3]
3Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [2.324]
Morphology 
Present : mibaby
Past : nibaby
Future : hibaby
Imperative : mibabe
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/26