Entry manainga (ainga)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise?
¶ Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa
¶ Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [Rajemisa 1985]
English definition to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [Richardson 1885]
Morphology 
manainga
nanainga
hanainga
manaingà
Compound words, titles, names 

Entry manaingà (ainga)
Part of speech imperative of active verb manainga [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/03/18