Entry |
miaritra
(aritra)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana ¶ Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [Rajemisa 1985]
|
English definition | to endure, to sustain, to bear with, to bear. [Richardson 1885]
|
| to endure, to suffer [Hallanger 1973]
|
French definition | supporter, endurer [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
Examples | Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [Andraina: Mitaraina, page 46]
|
Quotes |
|