Entry tondra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1]
Explanations in English Root of mitondra, itondrana [1.2]
Explanations in French Action de porter, de conduire [1.3, 1.5]
 Action de diriger [1.3]
Examples 
1Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [2.59]
2Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59]
Derivatives 

Entry tondra- (tondraka)
Part of speech morphological form of tondraka
Examples 
1Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro [2.69]
2dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996]
3Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/16