Entry |
mivimbina
(vimbina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1]
|
Explanations in English | To carry in the hand;
to protect [1.7]
|
Explanations in French | Porter à la main; protéger [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mivimbina |
Past : |
nivimbina |
Future : |
hivimbina |
Imperative : |
mivimbìna |
|
|
Entry |
mivimbìna
(vimbina)
|
Part of speech | imperative of active verb mivimbina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|