Entry mitondra kabary
Elementary words mitondra ; kabary
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza iraka milaza amin' ny vahoaka ny tenim-panjakana
Ilazana koa ny olona mandranto ady sy mila tonony any amin' ny hafa [1.1]

Updated on 2023/05/23