Entry | ampongavilany (amponga, vilany) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Updated on 2023/03/19 |