Entry (1/2) | 1 tovona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy |
Explanations in French |
4 [1.3#737] ajoutage, addition |
Derivatives |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 11 tovona |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina 14 [1.13] tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny |
Explanations in French |
15 [1.12] Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
16 [1.13] préfixe 17 [1.66.fr#14] affixe |
Vocabulary |
18 Linguistics |
Analogs | 19 tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda, tovana, tsirinteny, tsirintenysaradroa, tsofoka |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word tovona |
Tables and plates |
22 All the affixes |
Anagrams | 23 atovon, avonto, natovo, tovano, tovona, vatono |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |