Entry sasa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
Explanations in English A washing [1.7]
Explanations in French Lavage [1.5]
 Action de laver [1.8]
Explanations in Italian Lavatura; lavata [1.18]
Examples Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2020/07/31