Entry manasatra (sasatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
¶ Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [Rajemisa 1985]
French definition fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [Abinal 1888]
 fatiguer, importuner. [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
manasatra
nanasatra
hanasatra
manasara
Examples aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [Baiboly: 6:007:003/Josoa 7:3..]
Quotes 

2013/04/16