Entry misasatra (sasatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miasa fatratra, manao vizana: Misasatra ho an' ny vady aman-janany ny raim-pianakaviana [Rajemisa 1985]
Explanations in French se fatiguer. [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
misasatra
nisasatra
hisasatra
misasara

Updated on 2020/07/31