Entry sasarina (sasatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hahasasatra: Aza sasarinao amin' ny hazakazaka ny zanako [1.1]
Explanations in French Qu'on fatigue. [1.3, 1.5]
Morphology 
Present : sasarina, sasariko, sasarinao, sasariny, sasarintsika, sasarinay, sasarinareo, sasarin', sasarin-, sasarim-, sasari-
Past : nosasarina, nosasariko, nosasarinao, nosasariny, nosasarintsika, nosasarinay, nosasarinareo, nosasarin', nosasarin-, nosasarim-, nosasari-
Future : hosasarina, hosasariko, hosasarinao, hosasariny, hosasarintsika, hosasarinay, hosasarinareo, hosasarin', hosasarin-, hosasarim-, hosasari-
Imperative : sasaro

Updated on 2023/01/20