| Entry | mianjera (zera) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1] | |||||||||
| To fall down by itself [1.7] | |||||||||
| Tomber de soi-même, s'écrouler [1.8] | |||||||||
| Examples | Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Analogs | lavo ~ potraka ~ tafintohina ~ latsaka ~ lavo an-kavia ~ midaboka ~ mironjina ~ mivena ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mibolisatra ~ misolafaka ~ misolifaka ~ misolifatra ~ miongana ~ mitsirara ~ mitsingoana ~ miantonta ~ mitrosina ~ mitrotrongy ~ mitsinkasina ~ mandry ilika ~ mitsingidina ~ mitsingadina ~ mitotongana ~ mitsingatotra ~ mitsimbadika ~ mikodia ~ mikodingy ~ mikodingidingy ~ mivalangitrika ~ midaboboka ~ midalaboboka ~ mitalaboboka ~ midaraboka ~ midarafoka ~ mivadika ~ mihohoka ~ miantatafoka ~ mitatavoka ~ mivadika ~ mitatafoka ~ miankarapoka ~ miampatra ~ mikoa ~ mikoan' ny nahiny ~ mikoro ~ mietsaka ~ mihotsaka ~ miletsy ~ mihintsana ~ mivarina ~ mirodana ~ miraraka ompana | ||||||||
| Entry | mianjerà (zera) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mianjera | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|