| Entry |
miletsy
(letsy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Bara]
Mifanizina [1.78]
|
| | Mietry: Miletsy ny valin-drihana Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary [1.1]
|
| | To sink or yield under weight or pressure [1.7]
|
| | S'affaisser sous un poids, une préssion [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
miletsy |
| Past : |
niletsy |
| Future : |
hiletsy |
| Imperative : |
miletse |
|
|