| Entry | mivarina (varina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mivarìna (varina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mivarina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|