|
|
|
|

Entry mikoa (koa)
Part of speech active verb
 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
Mitovy hevitra: mihetsaka ~ miletsy
Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
 To cave in, to fall off in pieces [1.7]
 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3]
 S'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8]
Examples 
1Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499]
2Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437]
Morphology 
Present : mikoa
Past : nikoa
Future : hikoa

Updated on 2023/10/26