| Entry |
midabòka
(dabòka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mamoaka feo midoboka [1.1]
|
| Examples | Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo.
[2.606]
|
| Morphology |
| Present : |
midabòka |
| Past : |
nidabòka |
| Future : |
hidabòka |
| Imperative : |
midabofa |
|
|
| Entry |
midaboka
(daboka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1]
|
| | To fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2]
|
| | S'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara.
[2.649]
|
| 2 | ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra!
[1.232]
|
|
| Morphology |
| Present : |
midaboka |
| Past : |
nidaboka |
| Future : |
hidaboka |
| Imperative : |
midaboha |
|
| Other spellings |
|