| Entry |
mihintsana
(hintsana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
|
| | To fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
|
| | Tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina.
[2.470]
|
| 2 | Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mihintsana |
| Past : |
nihintsana |
| Future : |
hihintsana |
| Imperative : |
mihintsàna |
|
|
| Entry |
mihintsàna
(hintsana)
|
| Part of speech | imperative of active verb mihintsana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|