| Entry | mitsingidina (tsingidina) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|