|
|
|
|

Entry mitsingatotra (tsingatotra)
Part of speech active verb
 Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Natosiky ny namany Ibalita ka nitsingatotra [1.1]
Morphology 
Present : mitsingatotra
Past : nitsingatotra
Future : hitsingatotra

Updated on 2023/01/05