| Entry | abosy | ||
| Part of speech | noun | ||
| Fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony Famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy Fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] | |||
| Morphology |
| ||
| Derivatives |
| ||
| Other spellings | abony ~ ambosy | ||
| Updated on 2012/07/11 |
|