|
|
|
|

Entry robo
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Fampirisihina, doka [1.78]
  [Bezanozano] Doka, fandokafana [1.78]
  [Tanala] Doka, dokadoka [1.78]
 Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [1.1]
Derivatives 

Entry robo
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Hoby, fihobiana [1.78]
Synonyms fandroboana

Entry robo
Part of speech noun
  [Betsileo] Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait. Très apprécié des enfants et des personnes âgées. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2019/08/17