| Entry | roboka | |
| Part of speech | noun | |
| Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | roboka | |
| Part of speech | adjective | |
| Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1] | ||
| Cajolé, séduit par la flatterie [1.3] | ||
| Updated on 2017/11/24 |
|