|
|
|
|

Entry -doka
Part of speech morphological form of loka

Entry doka
Part of speech noun
 Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1]
 Praise, flattery [1.7]
 Flatterie [1.8, 1.5]
 Adulation [1.8]
 Vanterie [1.5]
Examples 
1Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka. [2.69]
2Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643]
Morphology 
Simple : doka, dokan', dokan-, dokam-
Derivatives 
Analogs  dokam-barotra ~ mitady doka ~ tia doka

Entry doka
Part of speech noun
 Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1]
Vocabulary 

Entry doka
Part of speech adjective
  [Taimoro] Irery, tsy manao inona [1.78]
Other spellings 

Entry doka
Part of speech noun
 Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1]
Derivatives 

Entry doka
Part of speech noun
  [Tankarana] Sorte de bambou. [1.19]

Updated on 2025/04/28