| Entry | safosiaka | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | safo, siaka | |
| Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1] | ||
| Entry | safo siaka | |
| Part of speech | locution | |
| (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1] | ||
| Updated on 2023/08/01 |
|