|
|
|
|

Entry sodika
Part of speech noun
 Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [1.1]
 Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. [1.196]
Vocabulary 
Derivatives 

Updated on 2021/09/30