| Entry | tambitamby (tamby) | |
| Part of speech | noun | |
| Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [1.1] | ||
| Wheedling, coaxing; a bribe [1.7] | ||
| Action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [1.8] | ||
| Examples | Safosafo loha sy tambitamby no azony;
[2.470] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/01/20 |
|