|
|
|
|

Entry kobaka am-bava
Part of speech locution
Elementary words kobaka, vava
 Paroles flatteuses, adulation [1.3]
Examples 
1Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. [2.298]
2Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470]

Updated on 2023/05/15