| Entry | zaza natsangana | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | zaza, atsangana | |
| Zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana [1.1] | ||
| Updated on 2023/06/26 |
|