| Entry |
solofo
|
| Part of speech | noun
|
| | Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray [1.1]
|
| | A sprout from a stump or a tree [1.7]
|
| | Pousse, bourgeon [1.8]
|
| | [Merina]
(de solo : le remplaçant ; et
ofo : changement de couleur). Gourmands, rejets vigoureux partant d'une souche recépée. Malzac donne deux sens (1) Rejetons qui poussent de la souche d'un arbre ; (2) « regain ».
[1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
solofo
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para [1.1]
|
| | Dimby sy fara, taranaka [1.13]
|
| | A descendant; an heir [1.7]
|
| | Descendant, héritier [1.8]
|
| | Progéniture, rejeton [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para.
[2.944]
|
|