| Entry |
dimby
|
| Part of speech | noun
|
| | Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy:
Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto Solo:
Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1]
|
| | Succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2]
|
| | A successor, a replacement [1.7]
|
| | Successeur, remplaçant [1.8]
|
| | Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples | Dimby hajan' ny voninahitra io.
[2.245]
|
| Derivatives |
|