| Entry | solo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1] | |||||
| A substitute [1.2, 1.7] | |||||
| Un remplaçant, un substitut, un représentant Compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3] | |||||
| Remplacement, substitut [1.8] | |||||
| [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Analogs | iraka ~ masoivoho ~ andrianjahonoany ~ fara ~ fara aman-dimby ~ taranaka ~ taranjana ~ tamingana ~ kolokolo ~ mpamelo-maso ~ fanovan' ny maty ~ vato namelan-kafatra ~ tarana-boanjo ~ fokom-boanemba ~ kolokolo dimbin' ny vary ~ solofo dimbin' ny ala ~ akalana silaky ny hazo ~ papango sasaky ny vorona ~ vorom-panova hena ~ fandrotrarana an-tanàna haolo ~ akanga sisa nanamborana ~ tapa-porohana sisa tsy may | ||||
| Entry | solò | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Hiran' olon-tokana [1.1] | |||||
| Origin | Explanations in French: solo. | ||||
| Other spellings | soalao [1.1#891] | ||||
| Updated on 2023/09/08 |
|