| Entry |
fanjanahana
(zanaka)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fananganana ho zanaka Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. [1.1]
|
| | L'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy.
[2.503]
|
| 2 | fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay.
[2.606]
|
|
|