| Entry |
taranaka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
|
| | Génération, lignée [1.54]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ity taranaka ity dia taranaka ratsy.
[2.996]
|
| 2 | Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny.
[2.117]
|
| 3 | Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay!
[2.298]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
taranaka,
taranako,
taranakao,
taranany,
taranatsika,
taranakay,
taranakareo,
taranak',
tarana-,
taranaky |
|
| Derivatives |
|