| Entry | rafitra | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona Fitaovana fanaovana rafitra: vankona, raboha, dalompy, tsofa, didiravina, homamanta, tantanana, famoalaka, torosy, tandra, fandraka ( fandradahy, fandrabavy), vahoho, fively, fively fandraka, filamatra, hazomahitsy, famaky, tsimaka, lamisy, rivodahy Fomban-drafitra: am-panoa, andahiny, ambaviny, barazedra, sokitra, torihisatra, koronosy, fehimbarika, filiro, saridiseza [1.1] | |||||
| Carpenter's work, masonry, brickwork [1.2] | |||||
| Construction work, a construction; carpentry [1.7] | |||||
| Ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique, ajustage des pièces d'un même tout, construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine [1.3] | |||||
| Menuiserie; construction, charpente [1.8] | |||||
| Examples | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | rafitra | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy. [1.1] | |||||
| At variance, broken out, as a quarrel [1.2] | |||||
| Qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux) [1.3] | |||||
| Examples | Rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy.
[2.472] | ||||
| Updated on 2023/05/16 |
|